Fiaraha-mientana amin’ny traboinan’ny rivo-doza « AVA »

Niharam-boina tanteraka ny tananan’ny Toamasina taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza AVA.
Maneho ny firaisan-kinako amin’ny tokantrano tsirairay avy ny tenako.
Mankahery anareo ry rahalahy sy anabavy isany.
Anatrehan’izany ny Ministeran’ny  Fizahantany  dia naka fepetra ka nandefa camion sy olona 50 hanampy ny trano fandraisam-bahiny na  » Hôtel » sy restaurant ary ny tanànan’ny Toamasina Izay tojo fasahiranana.

La ville de TAMATAVE est entièrement touchée par le cyclone Ava. C’est  avec  tristesse que j’exprime toute ma solidarité et ma compassion envers chaque foyer. Courage chers frères et sœurs. 
Devant la situation le Ministère du Tourisme va venir en soutien aux hôteliers et à la ville de tamatave avec 50 hommes et plusieurs camions .

ROLAND RATSIRAKA 
MINISTRE DU TOURISME