Partager sur :

Tsenaben’ny Fizahantany

????? ???????? ?? ??????-???????? ?????? !

  • Amin'ny zoma 8, sabotsy 9 ary alahady 10 jolay 2022 eny amin'ny Gare Soarano Analakely ny fotoana mandritry ny hetsika Tsenaben'ny Fizahantany andiany faha-6.
  • Tolotra fivahinianana maro samihafa no ho hitanao eny ary hasongadina mandritry ny hetsika hatrany ireo sakafo sy kolontsaina maro mampiavaka an’i Madagasikara ??
  • Tsy misy vidim-pidirana.

D’autres événements à découvrir